Produit vaovao indray no hoentina ho antsika: gel fixateur sourcils transparent. Araky ny anarany dia gel izy izany, en liquide.
Mitovy amin’ny soap brow mihitsy ny asany, dia ny mandamina ny volomasonao, manome endrika azy kokoa. Amin’ny farany, afaka mampiasa crayon na gel à sourcils teinté mahazatra anao ianao, na fards à sourcils.
Ny soap brow sy ny gel à sourcils transparent dia samy: transparent waterproof (na milomano aza tsy miala, na lenan’ny orana…) crueltyfree , halal non collants tena mora ampiasaina.
Inona ary no tsy itovizany? Ny ingredients nanaovana azy, noho izany ny olona tokony hampiasa azy koa no tsy mitovy:
SOAP BROW: natao hoan’ireo manana volomaso matevina (touffus), juste natao hilamina tsara fotsiny. Manome effet naturel be ny soap brow
GEL FIXATEUR SOURCILS: natao hoan’ireo manana volomaso manify (fins, tsy dia betsaka), natao hilamina sy hihamatevina. Manome effet naturel + effet-na volume ny gel fixateur sourcils.
Lasa misy produits 3 azontsika isafidianana izany izao raha te-handamina volomaso:
soap brow o.two.o : soap brow + goupillon +mini rasoir (fantatrao ve fa sady azonao hi raser-na ny volo amin’ny tarehy koa io rasoir io? Asiana huile aloha an, fafana, izay vao raser-na) – 17.000ar
gel fixateur sourcils o.two.o: gel fixateur (efa misy goupillon) + mini ciseau (handaminanao ny volomaso) – 20.000ar
gel fixateur banxeer : gel fixateur (efa misy goupillon) – 16.000ar