Ahoana no ahafantarana fa bouché ny lohan’ny eyeliner-nao?
– hitanao fa misy encre ny lohany fa tsy tonga eny amin’ny pointe
– rehefa anoratana dia tsy continu ny trait fa tapatapaka
– lasa mivaingambaingana toy ny mifangaro zavatra hafa ilay eyeliner
– tazanao tsy manify ny lohan’ilay eyeliner fa lasa matevina
Inona ny antony maha bouché ny eyeliner feutre?
– ny tsy fampiasana base pour paupières izay tokony hitazona ny fards à paupières
– ny composants-n’ny fards à paupières izay manaraka ilay lohany (indrindra fa ny pailletés)
– tsy voadio tsara ny hodi-maso alohan’ny application dia lasa misy loto manaraka
Inona no tokony atao?
– maka mouchoir à jeter dia potserina ilay lohan’ny eyeliner. Raha aorian’izay mbola tsy afaka ny loto , sy mandeha normalement ilay encre , dia:
– maka rano “matimaty” (tsy mangatsiaka no tsy mamay: essentiel be io) dia atsoboka ao 5 à 10 secondes (pas plus) ny lohan’ilay eyeliner: manala ny loto sy mampandeha ny encre no asan’izay
Looking your best Vitya