Tena ๐๐๐ ๐ต๐ฎ๐ถ๐ป๐ด๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ป๐ด๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ity fa ๐๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ถ๐น๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ! Je le conseille vivement.
Inona no asany?
1โฃ manalava ny volomaso (cils)
2โฃ miaro ny volomaso tsy ho potiky ny produits waterproofs (eyeliners sy mascara)
๐ธ ๐๐ ๐๐๐๐ฝ๐ผ ๐๐๐ผ๐๐ผ๐๐: ao ambanin’ilay fasiantsika eyeliner iny ny cellules mampaniry ny volomaso, dia booster-ny ilay cellule hamokatra volomaso.
Tena ilaina satria toy ny teknolojia vaovao rehetra, dia misy ny lafiratsin’ny fampiasana ireny produits waterproofs ireny , agressifs ho an’ny hoditra sy ny volomaso.
Ka mba hiarovana an’io volomaso io tsy ho tapatapaka sy hihitsana, dia tsara ny mampiasa an’ity sรฉrum ity (toy isika hoe tsara ny manao coloration amin’ny volo, fa rhf tsy manao soins dia maina, potika, mihintsana, dia toy izay koa ny effet n’ny produits waterproof amin’io volomasontsika io rhf tsy omena soin izy).
๐ธ ๐๐ ๐๐ผ๐๐๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ ๐ผ๐๐:
Tena tsotra be no tsy mandany fotoana : ataonao maraina sy hariva , na farafaharatsiny ny hariva, ka maso madio tsisy loto sy maquillages no asiana azy.
Asianao trait manaraka iny fasiana eyeliner iny (fa TSY ny volomaso no asiana azy, fa ilay @ foton’ny volomaso), dia avelanao eo 30secondes eo, tsy mila masser-na fa ahosotra fotsiny dia izay. Afaka 30secondes eo: maina izy (efa tafiditra any anaty hoditra izy amin’iny fa tsy hoe nanjavona).
Tsy ny olona te hampaniry volomaso ihany izany no tokony hampiasa azy, fa ny olona rehetra izay mpampiasa eyeliner sy mascara rehetra, en tant que produit de soin.
๐ ๐๐ ๐ผ๐๐ผ๐’๐๐ ๐๐๐๐๐๐ผ๐๐ (๐พ๐๐๐)
Miaro ny masonao tsy hidiran’ny vovoka, tsy hidiran’ny hatsembohana (mangirifiry an!), tsy hidiran’ny hazavan’ny masoandro be loatra. Ny volomaso no mibaiko ny vatanao hoe :”mikipia!” raha misy bibikely manidina manatona ny tarehinao.
Ny taona, stress, maquillages, tsy fahampiana ao @ sakafo dia mahatonga ny volomaso zara raha maniry.
๐ฆ๐๐ฅ๐จ๐ ๐ฃ๐ข๐จ๐ฅ ๐ง๐ฅ๐๐๐ง๐๐ ๐๐ก๐ง ๐๐ ๐๐ฅ๐ข๐๐ฆ๐ฆ๐๐ก๐๐ ๐๐๐ฆ ๐๐๐๐ฆโค
โ stimule la croissance des cils
โ prรฉvient l’amincissement des cils
โ les nourrit et les protรจge des agressivitรฉ des produits waterproof
โ appliquez du sรฉrum sur la zone racinaire des cils supรฉrieurs ou des sourcils, similaire ร l’application de l’eyeliner. Utiliser quotidiennement et laisser le sรฉrum cils faire sa magie.
โ ingrรฉdients nourrissants et naturels, non irritant, doux et sรปr pour tous les types de peau. C’est un sรฉrum nourrissant qui aidera les cils frรชles et les sourcils ร devenir plus forts et plus sains avec une utilisation quotidienne.
โ ce sรฉrum pour les cils pรฉnรจtre dans les follicules pileux pour stimuler les cils et les sourcils pour des rรฉsultats drastiques, augmentant vos cils et sourcils naturels dans un court laps de temps!
โ Attention-en gรฉnรฉral, avant de commencer ร utiliser un nouveau produit, placez une petite quantitรฉ sur l’intรฉrieur de votre coude et attendez 48 heures-s’il n’y a pas de rougeur, de gonflement, dรฉmangeaisons ou brรปlures ร cet endroit, vous pouvez l’utiliser.
๐ comment l’appliquer:
Aprรจs le nettoyage et le sรฉchage de votre visage, appliquez en un seul coup sur votre paupiรจre juste au-dessus de la ligne supรฉrieure des cils comme un eyeliner liquide. Utiliser une fois par jour le soir avant le coucher. Laisser sรฉcher 1 ร 2 minutes le sรฉrum.
- N’oubliez pas que vous appliquez sur la peau la plus proche des cils, pas sur les vrais cils.
[Rรฉsultat visible au bout de 3 semaines]