Jessica: eyeliner et gel à sourcils O.TWO.O

Mankasitraka indrindra fa tena afapo t@ le Gel sourcils sy l eye liner ❤️ Tahak’izao ny résultat,tena satisfaite tanteraka 🤗 Ho re-commandé-ko ny namako rehetra,merci bcp🙏☺️

Mora apesaina tsara leiz,sady tena malefaka kely l bout anle Eye liner,tena we zay vao nanao eye liner we en un seul passage d nety 🥰 Le gel sourcils ko tena we au Top, waterproof tsara,tena nandramano nilemana,nofafana t@ tanana fa tena tsy miontsina,tena we tsara ❤️ Mankasitraka bdb🙏☺️ Nareo no isorana bdb fa tena arakle attente-nay mintsy leiz ❤️ sady refa tena we afapo d tena we na mikipy kely ar mividy anleiz oatra d tsy maninona mintsy ☺️ Hafa iany manko n zvt authentique,sady nenareo qualité tena tsara,tena tsara 🥰 D mankasitraka bdb d tsy adino ny mi-commande refa lany,na refa misy zvt mi-intéressé hafa oatra d manontany eto iany za ☺️

930 vues
0
;

Catégories

Recherche

Mots clés