Catégorie : Maquillages
Daily Makeup
Misy ny maquillage atao hoe: tsotra sady mahafinaritra. Produits o.two.o sy banxeer no nanaovana ny mise en beauté teto:
poudre pour contouring o.two.o
poudre translucide jaunâtre o.two.o
gel à sourcils o.two.o
base pour paupières o.two.o
eyeliner o.two.o
fards à paupières : palette majesty and docile banxeer
Merci à notre modèle Joanah
Merci à Sarah Malala de TANA BEAUTE pour la mise en beauté #makeyourbeautybecomedaily #otwoomg #otwoomada #banxeermada
EYELINERS 3 KARAZANY : IZA NO METY AMINAO KOKOA ?
Miampy iray indray ny eyeliner-ntsika , 3 izy izany izao ny karazany. Samy waterproof daholo, samy tsy afaky ny hatsembohana
🌺❤SOAP BROW VS GEL FIXATEUR SOURCILS TRANSPARENT❤🌺
Produit vaovao indray no hoentina ho antsika: gel fixateur sourcils transparent. Araky ny anarany dia gel izy izany, en liquide.