Étiquette : eyeliner
🌸EYELINER FEUTRE BOUCHÉ : inona no tokony atao?🌸
Ahoana no ahafantarana fa bouché ny lohan’ny eyeliner-nao?
– hitanao fa misy encre ny lohany fa tsy tonga eny amin’ny pointe
– rehefa anoratana dia tsy continu ny trait fa tapatapaka
– lasa mivaingambaingana toy ny mifangaro zavatra hafa ilay eyeliner
– tazanao tsy manify ny lohan’ilay eyeliner fa lasa matevina
Inona ny antony maha bouché ny eyeliner feutre?
– ny tsy fampiasana base pour paupières izay tokony hitazona ny fards à paupières
– ny composants-n’ny fards à paupières izay manaraka ilay lohany (indrindra fa ny pailletés)
– tsy voadio tsara ny hodi-maso alohan’ny application dia lasa misy loto manaraka
Inona no tokony atao?
– maka mouchoir à jeter dia potserina ilay lohan’ny eyeliner. Raha aorian’izay mbola tsy afaka ny loto , sy mandeha normalement ilay encre , dia:
– maka rano “matimaty” (tsy mangatsiaka no tsy mamay: essentiel be io) dia atsoboka ao 5 à 10 secondes (pas plus) ny lohan’ilay eyeliner: manala ny loto sy mampandeha ny encre no asan’izay
Looking your best Vitya
EYELINER + CRAYON A SOURCILS : SUBLIMEZ VOTRE REGARD
Tena hoe TOP Marina fa takon’ny cache-bouche ny tapany ambany fa tena mis en valeur be ilay maso: Fitaovana 2 dia ampy teto: eyeliner waterproof, sweatproof o.two.o crayon à sourcils waterproof, sweatproof o.two.o
” Jessica Razafimahazo : vous avez des beaux yeux et vous avez su comment les mettre en valeur”
Mankasitraka tompoko
EYELINERS 3 KARAZANY : IZA NO METY AMINAO KOKOA ?
Miampy iray indray ny eyeliner-ntsika , 3 izy izany izao ny karazany. Samy waterproof daholo, samy tsy afaky ny hatsembohana