Étiquette : maquillage
🌸 ILAINA VE NY DÉMAQUILLAGE ISAN’ANDRO ?🌸inona ny mampiavaka ny démaquillant O.TWO.O ?
“C’est en éliminant complètement votre maquillage que les cils et la peau sensible du contour des yeux, ainsi que celle du visage, resteront en bonne santé”
Any anaty film ihany no misy olona maquillée amin’ny hariva, mifoha maraina mbola maquillée manja be. Dans la réalité – tena à éviter
INONA NY ATAO HOE DEMAQUILLAGE?
Ny atao hoe démaquillage dia ny fanalana ny hatsembohana, ny vovoka sy ny loto rehetra entin’ny rivotra, ny sela maty (cellules mortes), ny maquillage amin’ny alalan’ny démaquillant. Noho izany ny ingrédients n’ilay démaquillant dia tokony afaka manala an’ireo rehetra ireo.
INONA NO MITRANGA REHEFA TSY MANAO DÉMAQUILLAGE ISIKA ISAKY NY HARIVA?
Rehefa tsy manao demaquillage isika dia tsentsin’ireo rehetra ireo ny hoditra dia tsy afaka miaina. Dia tonga ny:
– irritations: lasa (mora) mangidihidy ny tarehy, lasa misy menamena
– mony
– tsentsina ny Pores
– antitra mialohan’ny fotoana ny hoditra (vieillissement précoce de la peau)
Rehefa tsy alantsika ny mascara amin’ny hariva, dia manamaina ny volomaso izy, lasa mora tapaka ny volomaso.
Ny alina hono……mitondra repos hoan’ny hoditsika. Mila madio izy amin’io fotoana io, ary raha misy soins ( = produits natao hiditra any anaty hoditra) dia amin’ny alina no tsara ampiasana azy (serums de soins, crème nourissante de nuit, etc….).
INONA NO MAMPIAVAKA NY DEMAQUILLANT O.TWO.O OHARINA AMIN’IREO DÉMAQUILLANT HAFA?
Tsy vitan’ny hoe démaquillant izy, fa misy acide hyaluronique ny composant-ny ary io acide hyaluronique io no atout-any. Sady manadio ny hoditrao ianao izany no mampiditra acide hyaluronique anaty hoditrao. (Produit 2en1)
Ny acide hyaluronique dia
– miaro ny hoditrao @ pollution, ultra-violet, setro-tsigara: ireo no singa voalohany maha antitra ny hoditra mialohan’ny fotoana
– natao hoan’ny olona rehetra, na lahy na vavy, na firy na firy taona. – mahatanora ny hoditra satria manampy ny hoditra hamokatra sela vaovao
– mi hydrater ny hoditra, indrindra fa ireo hoditra maina marokoroko.
🌸EYELINER FEUTRE BOUCHÉ : inona no tokony atao?🌸
Ahoana no ahafantarana fa bouché ny lohan’ny eyeliner-nao?
– hitanao fa misy encre ny lohany fa tsy tonga eny amin’ny pointe
– rehefa anoratana dia tsy continu ny trait fa tapatapaka
– lasa mivaingambaingana toy ny mifangaro zavatra hafa ilay eyeliner
– tazanao tsy manify ny lohan’ilay eyeliner fa lasa matevina
Inona ny antony maha bouché ny eyeliner feutre?
– ny tsy fampiasana base pour paupières izay tokony hitazona ny fards à paupières
– ny composants-n’ny fards à paupières izay manaraka ilay lohany (indrindra fa ny pailletés)
– tsy voadio tsara ny hodi-maso alohan’ny application dia lasa misy loto manaraka
Inona no tokony atao?
– maka mouchoir à jeter dia potserina ilay lohan’ny eyeliner. Raha aorian’izay mbola tsy afaka ny loto , sy mandeha normalement ilay encre , dia:
– maka rano “matimaty” (tsy mangatsiaka no tsy mamay: essentiel be io) dia atsoboka ao 5 à 10 secondes (pas plus) ny lohan’ilay eyeliner: manala ny loto sy mampandeha ny encre no asan’izay
Looking your best Vitya
DAILY MAKEUP 2
Merci Schekkiddah Mahamad et un grand coucou pour Antsirabe
Les addicts d’o.two.o sauront reconnaître tout de suite les produits utilisés pour cette mise en beauté :
le RAL sans transfert marron B04 comme contour des lèvres : très joli. Pour celles qui veulent avoir un contour marron léger pour vos RAL nudes, c’est vraiment TOP
le liplock pour fixer les RAL en liquide mat et les rendre ZERO transfert
gel à sourcils marron pour avoir des sourcils bien tracés, un effet naturel
une base pour paupières : si vous avez le teint comme Schekkiddah, cette base est un produit 4 en 1:
hydratant et avec antiUV: c’est un produit anti vieillissement pour vos paupières
vous pouvez tracer vos sourcils avec
l’utiliser comme base pour paupières , et
l’utiliser comme cache cernes au dessous des yeux (si vos aves le teint plus sombre, utilier le cache-cernes liquide de o.two.o serait mieux)
le fameux eyeliner superwaterproof qui tient 24 heures , très facile à utiliser
INONA NY FOND DE TEINT TSARA RAHA MANANA TEINT ZARAZARA SY PEAU GRASSE ?
Raha zarazara toa an’i Fa Fah ianao, manana peau grasse na peau grasse misy mony, dia ny fond de teint BANXEER W22 no IDEAL ho anao.
Ireto ny produits tsara miaraka aminy:
crème hydratante diadermine ph7
base BANXEER spéciale pour peau grasse et peau grasse acnéique fond de teint BANXEER W22 Spéciale peau grasse et peau grasse acnéique
Concealer O.TWO.O custard
Modèle : Fa Fah
Fa Fah: misaotra indrindra tamin’ny sary sy ny retour momban’ny fond de teint W22. Mankasitraka e